Entry |
mana~
|
Part of speech | prefix
|
Explanations in Malagasy | Tovona fanaovana matoan tenin'ny mpanao, izay mikambana amin'ny ft mpamaritra anarana milaza toetra ka "mahatonga ho" no heviny: Manalava, manamavo [Rajemisa 1985]
|
Explanations in English | variant of the prefix man~,
mam~;
also sometimes form verbs with a causal meaning, as:
manakodìa, to cause to roll
[Hallanger 1973]
|
|
Entry |
mana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Tankarana]
calamité [David: Dialectes (takila M)]
|
|
Entry |
maña
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Betsimisaraka]
(Voir aussi mana, orthographe classique malgache).
Dombeya andapensis Arènes (Malvaceae). Prononciation locale de
ma.
[Boiteau 1997]
|
Vocabulary |
Scientific name | Dombeya andapensis |
|
Entry |
mana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Sakafo nomen' Andriamanitra ho an' ny zanak' i Israely fony izy tany an' efitra [Rajemisa 1985]
|
Vocabulary |
|