|
|
|
|

Teny iditra1 mamy hanina an-tanana
Singan-teny  2mamy, 3hanina, 4tanana
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6tsy mba mizara amin' ny hafa izay soa ananany, tsy mizara ny sakafo eo aminy fa tia tena. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7keeping all to one's self, as a sweet morsel in the hand; selfish. See mamy fo velona.. [1.2]
Tovy hevitra  8mamy fo velona

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11