Entry mamonjy (vonjy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitondra vonjy ho an' ny...; manala (olona) amin' ny loza: Rakoto no namonjy ilay zaza saika voahitsaky ny fiarakodia
¶ Manampy: Tsy tapaka ny mamonjy ny mahantra izy raha manam-bola koa
¶ Mandeha mba ho tonga amin' ny...: Lasa namonjy ny fotoana nifanaovany tamin' i Naivo i Lita
¶ Manatrika: Nandeha namonjy ny fotoampivaoahana Ramatoa Raketaka
¶ Mihazakazaka, rafitra: Namonjy niditra haingana izy ireo raha vao nahare ny poabasy [Rajemisa 1985]
Explanations in English to help, to save ; to reach an event, to arrive on time [Hallanger 1973]
Explanations in French secourir, sauver; assister à une réunion; bâcler [Hallanger 1974]
Morphology 
mamonjy
namonjy
hamonjy
mamonje
Compound words, titles, names 
Quotes 

Entry mamonjy
Part of speech noun
Explanations in French (dialecte non précisé) (de vonjy : porter secours, allusion aux grandes vertus médicinales qu'on lui prête). Croton sp. (Euphorbiaceae). Nom relevé pour deux espèces qui paraissent nouvelles (réf. J. P. Schmitt 374 et 487). La présence d'alcaloïdes a été reconnue dans ces deux arbustes. [Boiteau 1997]
Vocabulary 

Updated on 2021/08/16