|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mamofona
Radical  2  fofona
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mandefa fofona, mitera-pofana: Mamofona ny tany mando
5  Maimbo: Mamofona itỳ hena itỳ fa efa nialina andro [1.1]
Explications en anglais  6  to smell bad [1.7]
Explications en français  7  sentir mauvais [1.8]
Exemples  8  ary raha miaraka amin' ny ferena dia ny tsara fanahy avy no mamofona [2.436#]
9  mamotsibotsy ny voankazo na mamofona ny zava-maniry satria mamony tsy misy orana [2.285#]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :

Entrée (2/2)14  mamona
Radical  15  fofona
Partie du discours  16  impératif du verbe actif mamofona [Liste complète]

Anagrammes  17  amofonam, fanomamo, mamofona, mamofòna, namofoam

Mis à jour le 2023/01/20