Entry mamita (vita)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Manatanteraka, manatontosa, manapitra, manao hatramin' ny farany: Mbola mamita kely ny taratasy ho an-janako aho fa aza kotabaina ~ Hamita ny trosan-dRabe amiko aloha aho vao hanao trano
¶ Manapaka, mamarana: Mamita ny fifanekeny ry zareo ao avaratra
Explanations in English  [Hallanger 1973] to finish, to complete
Explanations in French  [Hallanger 1974] terminer, achever
Morphology 
mamita
namita
hamita
mamità

Entry mamità (vita)
Part of speech imperative of active verb mamita [full list]
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985]
Explanations in French  [Abinal 1888]

Updated on 2020/07/31