Entry mamikavika (vikavika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Manao zaitra tsy mbola tena izy fa zojòtra fotsiny; manjojòtra.
Explanations in English  [Hallanger 1973] to tack or baste with large stitches
Explanations in French  [Hallanger 1974] faufiler
Morphology 
mamikavika
namikavika
hamikavika
mamikavikà
Compound words, titles, names 
Examples  [Rajaonarivelo: Bina] Efa sasatra sy torovan' ny fiakara-mideza sy ny ala novakina, nefa feno fanantenana tsy mety kivy, ka mamikavika ny dia miankandrefana.

Entry mamikavikà (vikavika)
Part of speech imperative of active verb mamikavika [full list]
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985]
Explanations in French  [Abinal 1888]

Updated on 2022/09/06