Entrée | 1 mamboly |
Radical | 2 voly |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mamafy voa na manatsatoka taho mba haniry: Mahereza mamboly vary ianareo 5 Manao voly eny amin' ny... : Namboly teny an-dohasaha sy teny an-tanety izahay tamin' ito mba tsy ho sahirana amin-kanina 6 Mahatonga, miteraka, mampiditra: Tena namboly fahasahiranana betsaka tamiko loatra iny zaza iray iny [1.1] |
Explications en français |
7 planter, cultiver [1.13, 1.196] 8 [mambôly] planter, cultiver 9 [mambôly] planté, cultivé [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Exemples |
10 mamboly amin' izay fomba fihinan'ny olom-belona; [2.59#65] 11 Mandreraka koa izany mamboly amin' ny tany mora reraka izany! [2.117#52] |
Vocabulaire |
12 Economie: agriculture |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Mis à jour le 2020/07/31 |