Entry mamany (amany)
Part of speech active verb
Regional synonyms mamany, mifama, mivalan-drano
Explanations in Malagasy Mamoaka amany, mivalan-drano [Rajemisa 1985]
Explanations in English to pass urine. [Richardson 1885]
 to urinate (vulgar) [Hallanger 1973]
Explanations in French uriner [Abinal 1888 page 25]
 uriner (vulgaire) [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Morphology 
mamany
namany
hamany
mamania
Illustrations 

Entry mamany
Part of speech morphological form of mama
Examples 
1Mazava loatra ary, fa na ny mamany, na ny vadiny no niantoka azy! [Profita: Ranary]
2Nony hariva dia tonga Razakandrianaipa sy ny mamany naka am-bavany. [Rabary: Daty]

Updated on 2021/07/13