Entry mamaly (valy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manome valiny: Tsy mbola namaly ny fanontaniako ihany ve ianareo?
¶ Manome (zavatra) ho setriny: Aza mamaly ratsy ny ratsy
¶ Manome valin-teny tsy amim-panajana, manohitra: Aza mba mianatra mamaly mpampianatra toy izao ise fa tsy tsara [Rajemisa 1985]
Explanations in French Répondre, rendre la pareille, punir ou récompenser selon les actes [Abinal 1888 page 806]
Morphology 
mamaly
namaly
hamaly
mamalia
Examples 
1Tsy namaly I Feno [Andraina: Mitaraina]
2Ny zava-maneno voakitika mahalankalana no namaly ny teniny [Andriamalala: Ranomasina]
3Rehefa tapitra ny tenin'ny mpiampanga vao mamaly hianareo, hoy izy [Rajohanesa: Kintana]
4Mba te hamaly azy ihany i Lidy nefa tsapany fa tsy haharesy azy na oviana na oviana izy [Rakotonandrasana: Tantsaha]

Entry mamaly (faly)
Part of speech active verb
Explanations in English  [Provincial] to shoot [Richardson 1885]

Updated on 2022/01/25