Entry |
mamaka
(faka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Maka faka: Efa mamaka ity zanakazo ity ka aoka tsy hafindra intsony [1.1]
|
Explanations in English | to root, to send forth roots; to go to the bottom of a thing in making inquiries or in learning. [1.2]
|
| to take root [1.7]
|
Explanations in French | prendre racine [1.8]
|
| (toute l'île) (de faka : racine d'une plante). Verbe : prendre racine, s'enraciner pour une bouture ou un jeune plant.
[1.196]
|
Vocabulary |
Morphology |
Present |
mamaka |
Past |
namaka |
Future |
hamaka |
Imperative |
mamakà |
|
Examples | Nefa dia avy amin' ny fiainan' izy ireny sy ny tolona ataony no miampita ny Vaovao Mahafaly izay mamaka any amin' ny fo sy fanahy.
[1.369]
|
|
Entry |
mamakà
(faka)
|
Part of speech | imperative of active verb mamaka
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|