Entrée (1/3) | 1 mamahana (fahana) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 Manome hanina, mampihinana: Mbola mamahana ny soavaliny i dada ~ Mamahana ny zanany ny vorona [1.1] 4 Manisy fahana: Mamaham-basy [1.1] 5 Manodina ny vimiainan' ny famantaranandro mba hahafahany mandeha maharitra: Mamahana famantaranandro [1.1] 6 Mampiditra ny kofehy mitsivalana amin' ny lamba tenomina: Efa namahana ny tenona ve izao i Nenibe? [1.1] |
Explications en anglais |
7 To feed, to tend, to treat hospitably, to make a present to strangers, to weave, or pass the shuttle through the warp; to wind up a spring; to load a gun, etc. [1.2] 8 To offer a gift of food, to feed; to load a gun; to wind a clock [1.7] |
Explications en français |
9 Offrir un cadeau en vivres à un étranger, donner un repas, servir à table, nourrir, donner à manger, donner la nourriture aux animaux, charger une arme, monter une montre, mettre une trame: Mamahana ny havako aho anio (Je donne un repas aujourd'hui à mes parents) ~ Mamahana antsika Andriamanitra (Dieu nous nourrit) ~ Ny voro-manidina mamahana ny zanany (Les oiseaux donnent à manger à leurs petits) [1.3] 10 Fournir la nourriture; donner à manger, nourrir; charger un fusil; remonter une horloge [1.8] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/3) | 17 mamahana (fahana) |
Partie du discours | 18 verbe actif |
Explications en malgache |
19 Mifikitra, mamikitra, misaringotra amin' ny zavatra iray mba tsy hianjera: Saiky nianjera tany an-tevana aho raha tsy namahana tamin' ny vody hazo iray [1.1] 20 Manao ditra tsy handeha, mitokona: Namahana teo am-baravarana izy ka tsy nandeha raha tsy norahonana [1.1] |
Explications en anglais |
21 To hold fast to something, as a balustrade or cord; to place the feet firmly on the ground in supporting anything or resisting any one, or as a cat pulled by the tail clings to the ground with its claws; to rest upon something or some one, as in resting confidently on God; to detain, to prevent from going or being drawn away; to hold to what belongs to another. [1.2] |
Morphologie |
|
Analogues | 26 Mamahatra27 Mitokona, mihenahena, mitokozihitra |
Mots composés |
|
Entrée (3/3) | 29 mamahàna (fahana) |
Partie du discours | 30 impératif du verbe actif mamahana |
Tableaux et planches |
31 Tous les impératifs actifs |
Anagrammes | 32 mahanama, mamahana |
Mis à jour le 2023/09/13 |