Entrée | 1 maloto |
Radical | 2 loto |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 Misy pentina, misy loto mifotetaka, tsy voadio: Maloto izany trano izany 5 Misolitika, misotisoty, tsy mahadio tena: Zaza maloto i Lita kely ka ihatahan' ny namany 6 Mahafabaraka: Raharaha maloto io ka hihatahako madiodio 7 Vetaveta: Tokony hofadina ny teny maloto [1.1] |
Explications en anglais |
8 filthy [1.2, 1.7] 9 dirty [1.2] 10 impure [1.7] |
Explications en français |
11 sale [1.3, 1.8] 12 impur [1.3] 13 souillé [1.8] |
Exemples |
14 Marokoroko sy maloto daholo ny tenany rehetra. [2.472] 15 tsy mba azo nantsakána, fa maloto ny rano. [2.48] 16 Ireo no ho maloto aminareo amin' ny biby mandady [2.996#3.11.31] 17 Ny fitoeran-javatra rehetra misokatra fa tsy misy sarona mipetaka aminy, dia haloto [2.996#4.19] |
Morphologie |
|
Antonymes | 21 madio |
Analogues | 22 tsymadio, tsymadiotena, solotika, solotidotika, vorery, misoritika, tsilotidotika, somitika, misotisoty, mitavontavona, somerongerona, misavoretaka, vazina, misotitika, mikesonkesona, mifotafota, mahamenatra, vetaveta, mahavoafady, mahafatyvorona, tsyfampisehomasoandro, mamoafady |
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Anagrammes | 26 atolom, maloto |
Mis à jour le 2024/11/29 |