|
|
|
|

Teny iditra1  malefaka
Fototeny  2 lefaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Mora alefitra, mora milefitra: Malefaka erỳ ny tanan-jazakely.
5 Malemilemy: Feo malefaka.
6 Malemy paika: Malefaka tsy mba miriadriatra Rangahy iny.
7 Tsy misy heriny firy: Zavapisotro malefaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 pliant, supple; easy going, gentle.
9 not too strong (of beverages). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 souple; calme.
11 pas trop fort (se dit des boissons). [1.8]
Ohatra  12  hazo malefaka koa ny andrarezina. [2.69]
13  hoy ny feony malefaka toy ny bitsibitsika. [2.529]
14  Nitodika azy ilay lahiantitra sady nitsiky malefaka. [2.5]
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny rehetra  19  Fikambanana 13 amin' io teny io
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  21 falamake, 22 malefaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11