|
|
|
|

Entrée1  malaina (laina)
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  kamo, tsy mety [Sihanaka] [1.78]
4  Tsy mazoto homana: Malaina aho izany fa rehefa kelikely aho mihinana
5  Tsy ta hanao na inona na inona fa satry ihany hipetrapetraka amin' izao: Aleo maty olo-malaina toy izay vaky vilany mianefitra [1.1]
Explications en anglais  6  lazy, idle, sluggish; unwilling [1.2]
7  lazy, indifferent, unwilling; having no appetite [1.7]
Explications en français  8  qui manque de goût, d'appétit, d'envie, qui est de mauvaise volonté, paresseux [1.3]
9  paresseux; qui manque de bonne volonté; qui n'a pas d'appétit [1.8]
Mots composés 
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot malaina

Anagrammes  14  alamina, lamaina, malaina, mianala

Mis à jour le 2023/05/24