|
|
|
|

Entrée (1/3)1  malady (lady)
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  kinga, haingana [1.78]
4  haingana [1.78]
5  Mandeha haingana: Malady ianao izany, tsy vao tamin' ny fito ianao no niala teto [1.1]
6  Mora mandre, mandre na dia izay feo malefaka indrindra aza: Mbola malady io antidahy valopolo taona io fa reny thany na bitsibitsika aza no atao aminy [1.1]
7  Mora mahafana rano, mahamasaka nahandro (vilany): Aza ela ianao fa efa ho masaka ny sakafo, malady manko ny vilaninay [1.1]
Explications en anglais  8  Quick [1.7]
9  Keen of hearing [1.7]
Explications en français  10  Rapide. [1.19]
11  Prompt [1.8]
12  Qui a l'oreille fine [1.8]
13  Vite prêt, rapidement préparé [1.196]
Exemples  14  malady loatra izany fitiavana izany. [2.895#174]
15  Andro aingana sy malady ny Alahamady. [1.381#]
Dérivés 
16  Verbes actif :
Synonymes  17  lady
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes  21  Proverbes contenant le mot malady

Entrée (2/3)22  malady (lady)
Partie du discours  23  adverbe
Explications en malgache  24  vetivety [1.78]
Tableaux et planches  25  Tous les adverbes

Entrée (3/3)26  malady
Partie du discours  27  nom
Explications en anglais  28  aretina [1.17]

Mis à jour le 2023/07/31