Entry mailo
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Malina sady kinga maso, feno fitandremana: Aoka ho mailo tsara ianareo fa ny ratsy tsy kely lalana
Explanations in French  [Rajaonarimanana 1995] prudent
Derivations 
Examples 
1 [Andraina: I Vola, page 133] Nefa aleo mailo ihany, fa ny mahery tsy maody tsy ela velona.
2 [Wresinski: Mahantra] Aoka isika ho mailo rehefa misy olona madio eritreritra nefa voafitaka ka miteny hoe : « Io fianakaviana io, fantatro daholo ny momba azy, lazainy amiko daholo.

Entry mailo
Part of speech noun
Explanations in French  [Boiteau 1997] [Bara, Betsimisaraka] (« qui sent le pourri », contraction de maimbo : qui sent et lo : pourri). Solanum nodiflorum Jacq. (Solanaceae). Plante spontanée qu'on mange comme légume vert.
Vocabulary 
Scientific name Solanum nodiflorum

Updated on 2021/01/17