Entrée (1/2) | 1 mahita |
Radical | 2 hita |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mahalala ny fisian-javatra iray amin' ny alalan' ny maso: Mahita rahona eny amin' ny lanitra aho 5 Mifanena amy: Nahita an-dRasoa aho teny an-tsena 6 Sandra, tojo: Nahita vola ariary zato teny an' arabe Isambilo 7 Mamorona: Ny Sinoa no nahita ny vanja voalohany 8 Ahatazanana: Mahita tsara itỳ masolavitra itỳ. 9 Hikapa hahita ny tonony anie, handidy hahita ny vaniny: teny entina mirary soa ny mpitondra fanjakana na lehibem-pikambanana mba hahita izay mety tokony hatao hitondrana ara-pahamarinana sy amin' ny hitsiny [1.1] |
Explications en anglais |
10 to see; to find [1.7] |
Explications en français |
11 voir, trouver [1.8] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 32 mahità |
Radical | 33 hita |
Partie du discours | 34 impératif du verbe actif mahita |
Explications en malgache |
35 [1.1] |
Explications en français |
36 [1.3] |
Tableaux et planches |
37 Tous les impératifs actifs |
Anagrammes | 38 mahita, mahità, mitaha, mitahà, mahita, mahità, mitaha, mitahà |
Mis à jour le 2023/12/29 |