|
|
|
|

Teny iditra1  mahihitra
Fototeny  2 hihitra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fatrapanangom-bola, nefa tsy mampiasa izany fa mitahiry fotsiny, tsy mahafoy afa-tsy kely foana; sarotiny erỳ rehefa handany vola.
5 jereo mahidy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 stingy, avaricious. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 avare. [1.3, 1.8]
8 parcimonieux. [1.3]
9 ladre, sordide d'avarice. [1.8]
Ohatra  10  Be kibo mahihitra ka ny an' ny olona ihany no tadiaviny hamenoana azy. [2.558]
11  Dia hoy izy roa lahy: Sarotsarotra hiany ka tsy takatry ny mahihitra. [2.293]
Tovy hevitra  12 kahihitra
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 mahihitra, 15 mihahatry

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02