Entry mahihitra (hihitra)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Fatrapanangom-bola, nefa tsy mampiasa izany fa mitahiry fotsiny, tsy mahafoy afa-tsy kely foana; sarotiny erỳ rehefa handany vola
¶ jereo mahidy
Explanations in English  [Hallanger 1973] stingy, avaricious
Explanations in French  [Abinal 1888, Hallanger 1974] avare
  [Abinal 1888] parcimonieux
  [Hallanger 1974] ladre, sordide d'avarice
Synonyms kahihitra
Examples 
1 [Rinara 1974, page 56] Be kibo mahihitra ka ny an' ny olona ihany no tadiaviny hamenoana azy.
2 [Rabezandrina: Ikotofetsy, page 19] Dia hoy izy roa lahy: Sarotsarotra hiany ka tsy takatry ny mahihitra.
Quotes 

Updated on 2020/07/31