Entry |
mahery
(hery)
|
Part of speech | active verb or adjective
|
Explanations in Malagasy | Matanjaka, manana herim-po: Mahery noho ianao izy ~ Mahereza, anaka ¶ Mazoto, manaobetsaka: Efa mahery mihinam-bary ity zaza ~ Mahery mianatra Ibalita ¶ Maharesy: Nahery ny miaramilantsika ka mifalia ¶ Mafy, mafimafy, henjankenjana: Mahery izany vary izany; asa na ratsy nahandro na efa toetrany mihitsy ¶ Mihoatra, manan-tombo: Mahery ariary fito ny vola nomenao ahy ~ Amin' ny roa ora mahery izao [1.1]
|
Explanations in English | strong [1.7]
|
Explanations in French | fort, puissant [1.8]
|
Morphology |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Examples |
1 | Mahery fofona sady matsatso!
[2.471]
|
2 | Tena mahery izy ity Rangahy!
[2.606]
|
3 | Dia ny voalavo izany no mahery!
[2.69]
|
4 | Na zovy mahery, dia vaky barara;
[1.240]
|
|
Proverbs |
|
Entry |
mahery
(hery)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
mamerina
[1.78]
|
Morphology |
|
|
Entry |
MAHERY
 |
Part of speech | noun (acronym)
|
Explanations in English | Madagascar Health and Environmental Research [3.1]
|
/m:web>
Analogs |
acronyms
|
Web | https://www.hsph.harvard.edu/christopher-golden/mahery/
|
|