Entry mahery (hery)
Part of speech active verb or adjective
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Matanjaka, manana herim-po: Mahery noho ianao izy ~ Mahereza, anaka
¶ Mazoto, manaobetsaka: Efa mahery mihinam-bary ity zaza ~ Mahery mianatra Ibalita
¶ Maharesy: Nahery ny miaramilantsika ka mifalia
¶ Mafy, mafimafy, henjankenjana: Mahery izany vary izany; asa na ratsy nahandro na efa toetrany mihitsy
¶ Mihoatra, manan-tombo: Mahery ariary fito ny vola nomenao ahy ~ Amin' ny roa ora mahery izao
Explanations in English  [Hallanger 1973] strong
Explanations in French  [Hallanger 1974] fort, puissant
Morphology 
mahery
nahery
hahery
mahereza
Compound words, titles, names 
Examples 
1 [Andriamalala: Ranomasina, page 30] Mahery fofona sady matsatso!
2 [Razafiarivony: Harivolana, page 220] Tena mahery izy ity Rangahy!
3 [Dahle: Angano, page 159] Dia ny voalavo izany no mahery!
4 [Ratsimiseta: Nofiko] Na zovy mahery, dia vaky barara;
Quotes 

Entry mahery (hery)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] mamerina
Morphology 
mahery
nahery
hahery
mahereza

Entry MAHERY
Part of speech noun (acronym) [full list]
Explanations in English  [3.1] Madagascar Health and Environmental Research
Analogs  acronyms
Web https://www.hsph.harvard.edu/christopher-golden/mahery/

Updated on 2020/07/31