Entrée mahay (hay)
Partie du discours verbe actif ou adjectif
Explications en malgache Nianatra ka mahafantatra tsara ny momba azy: Mahay marika ny zanako
Mahalala: Mahay zavatra betsaka io Rangahy io
Afaka mahavita: Tsy mahay ny ratsy Andriamanitra
Mahatanty, mahalefitra: Tsy mahay mihafy ny tanora
Afaka mifampiraharaha, mifankahazo amy..,: Tsy mahay an' io Ramatoa io aho
Afaka hifehy: Mahay ny ankohonany tsara Rabe. [1.1]
Explications en anglais Able, clever, competent. It governs the accusative, and it is joined to verbs in the same way as the English can, denoting ability to do a thing.
To know, to be able [1.2]
 Able, clever [1.7]
Explications en français Savoir [1.3, 1.13]
 Capable, compétent
Connaître; pouvoir, pouvoir faire, être capable, être compétent, fréquenter, savoir gouverner, savoir conduire [1.3]
 Savoir faire, être capable [1.8]
Exemples 
1Mato-tsaina ka mahay mitondra olona ny teraka alahamady; [1.381]
2Tsy manana fiadiana sady tsy tia ady no tsy mahay miady. [2.508]
Morphologie 
Présent : mahay
Passé : nahay
Futur : hahay
Impératif : mahaiza
Mots composés 

Mis à jour le 2023/06/18