Entrée | 1 mahatsangy |
Radical | 2 tsangy |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 Mahasolo, mahadimby; mahay mitondra ny anaran-dray; mahay manarina ny harena aman-draharahan' ny fianakaviana; manome voninahitra ny razana sy ny ray aman-dreny. [1.1] |
Exemples |
5 Raha nitombo indray ireo dia manao izay mahatsangy, ka samy maka ny azy taroa amin' ny fasan-drazana, ka izany no nahatonga famadihana. [1.437#] |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/10/12 |