Entry mahatanty (tanty)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mahazaka, mahalefitra: Tsy mahatanty esoeson-teny izy [Rajemisa 1985]
 maozatra, tsy laitra, mahari-pery [SLP 1986]
Explanations in English to be able to endure; to be able to resist temptation [Hallanger 1973]
Explanations in French être capable de soutenir; être capable de résister à la tentation [Hallanger 1974]
 résistant [SLP 1986]
Morphology 
mahatanty
nahatanty
hahatanty
Analogs  mahatohitra

Entry Mahatanty
Part of speech name (anthroponym) [full list]
Vocabulary 
Examples Ny toerana nalaza nisy ady mafy indrindra dia ny tao Anosimena-Mahajilo, izay naharesy an' i Mahatanty sy ny tao Ambiky, renivohitr' i Toera [Randriamamonjy: Tantara, page 125]

Updated on 2022/03/02