|
|
|
|

Entrée (1/2)1  maharitra
Radical  2  ritra
Partie du discours  3  adjectif
Explications en français  4  qui peut tarir, dessécher, évaporer, exterminer [1.3]

Entrée (2/2)5  maharitra
Radical  6  aritra
Partie du discours  7  verbe actif ou adjectif
Explications en malgache  8  Mateza: Maharitra itony fiarakodia itony raha voakarakara tsara
9  Mikiry, mikikitra: Maharitra amin' ny fikarohana ny olo-mahay
10  Mijanona ela any amin' ny aleha: Nahoana no naharitra tany an-tsena Ise? [1.1]
Explications en anglais  11  to endure, to persevere [1.2, 1.7]
12  to be capable of enduring [1.2]
13  to bear, to carry on; to last [1.7]
Explications en français  14  endurer, durer [1.3, 1.8]
15  persévérer, être constant, rester [1.3]
16  supporter [1.8]
17  permanent, durable [1.13]
Morphologie 
18  Présent :
19  Passé :
20  Futur :
21  Impératif :
Synonymes  22  mandavantaona
Analogues  23  Miaritra, mihafy, mahatanty, mahari-po, mahari-pery, mandefitra, miangidy, manaraka ny onjany, tsy fola-mandefitra
Mots composés 

Anagrammes  33  hamaritra, hamiratra, hiramatra, hiraratam, maharitra, mahiratra, miharatra

Mis à jour le 2024/09/02