Entry maharary (rary)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Mahatonga fanaintainana: Maharary izany totohondrin-dRangahy iny izany ~ Maharary ny teninao
¶ Tisaroana manaintaina: Maharary ahy ny tongotro ka tsy afaka ho any aho
Mitovy hevitra: manaikitra ~ manaintaina ~ mangirifiry ~ mangorintsina mamolivoly ~ mangotsokotsoka ~ manintasinta ~ manombotrombotra ~ miketriketrika ~ mitsakotsako [Rajemisa 1985]
Explanations in French qui cause de la douleur, qui attriste, qui fait mal, comme de tirer les oreilles [Abinal 1888]
Compound words, titles, names 
Quotes 

Entry maharary (rary)
Part of speech adjective
Explanations in French qui peut tresser, arranger [Abinal 1888]

Updated on 2020/11/19