Entrée | 1 mahandro |
Radical | 2 handro |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manamasaka zavatra miaraka amin' ny rano amin' ny afo: Mahandro mangahazo. [1.1] |
Explications en anglais |
5 to cook [1.7] |
Explications en français |
6 faire cuire, cuisiner [1.8] |
Exemples |
7 ady mamafa trano izy no mahandro vary. [2.442#] 8 manarana ny mahandro vary amin' ny saba vy. [2.285#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 17 ahandrom, handoram, handroam, haondram, homandra, mahandro, mandraho |
Mis à jour le 2023/10/18 |