Entrée (1/2) | 1 mahaleo |
Radical | 2 leo |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 manan-kery hahatohitra, afaka handresy: Tsy mahaleo azy aho ka hany heriko mangina 5 mahavita, afaka hisahana, hikarakara: Mahaleo tsara ny fitondrana ny ankizy ilay mpampianatra vaovao 6 mahatanty, mahazaka: Olona tsy mba mahaleo ny esoeso sy ny fanarabiana izy [1.1] |
Explications en anglais |
7 to equal, to match, to parallel, to manage [1.2] 8 to be able to support; to be able to overcome [1.7] |
Explications en français |
9 avoir assez de force pour vaincre, pour résister, pour exécuter. Tsy mahaleo azy hianao (Vous ne sauriez l'emporter sur lui) ~ Mahaleo tsara ny fitondrana ireo ankizy kamboty ireo izy (Il est dévoué pour s'occuper de ces orphelins) ~ Mahaleo ny fahoriana izy (Il sait supporter le malheur) [1.3] 10 être capable de vaincre; être capable de supporter [1.8] |
Exemples |
11 Ny voky tsy mahaleo ny tsaroana! [2.296] 12 Mamely mafy azy aho, ka tsy mahaleo izy; [2.996] 13 Tsy zaza miankina fa lehilahy mahaleo-tena no tiany. [2.285] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 22 Mahaleo |
Radical | 23 leo |
Partie du discours | 24 nom propre (anthroponyme) |
Explications en anglais |
25 music band formed in 1972 by seven musicians: Dama, Dadah, Bekoto, Fafa, Nono, Charles, Raoul. [3.1] |
Vocabulaire |
26 Histoire |
Tableaux et planches |
27 Liste complète |
Illustrations |
|
Anagrammes | 30 alahemo, alemaho, mahaelo, Mahaleo, mahaleo, alahemo, alemaho, mahaelo, Mahaleo, mahaleo |
Mis à jour le 2023/08/16 |