Entry mahajanga
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taimoro] soga [Rakotosaona 1975]

Entry Mahajanga
Part of speech name (toponym) [full list]
Explanations in French  [Rajemisa 1966]
 nom français: Majunga [3.1]
Vocabulary 
Examples 
1Hanatitra entana any Maroantsetra no hialako ao Toamasina, dia hiakatra hatrany Antomboka sy Mahajanga aho. [Andriamalala: Ranomasina, page 68]
2Ny tena nidiran' ny mpananika teto ampovoan-tany anefa, dia ny lalana Mahajanga-Antananarivo. [Andraina: Mitaraina, page 138]
Coordinates -15.7166667, 46.3166667
Toponymy maha, janga
Illustrations 

Entry Mahajanga
Part of speech name (toponym) [full list]
Explanations in Malagasy iray amin'ny faritany enina eto Madagasikara. Misy faritra efatra ao anatiny: Sofia, Boeny, Betsiboka, Melaky [3.1]
Vocabulary 
Tables and plates The six provinces
Illustrations 

Updated on 2020/07/31