Entry mafy vava (mafy, vava)
Part of speech expression
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] enti-milaza olona mahatana tsara ny vavany ka tsy mamindra amin' ny hafa ny teny henony; tsy mety milaza izay tsy tokony holazaina, mahafehy vava

Updated on 2020/07/31