Entry mafiaka (fiaka)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tsy misy tsirony, tsy misy ranondranony, be faikampaikany: Saika may itỳ hena itỳ ka nanjary nafiaka [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31