|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mafana
Radical  2  fana
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Tsy mangatsiaka, tsaroana fa somary mahamay: Efa mafana ny rano
5  Mahatonga ny tena hahatsiaro hafanana, madisadisa ohatra ny tenehina: Mafana izany andro izany
6  Mitana hafanana, manome hafanana: Akanjo mafana
7  Sady betsaka no mihetsiketsika fatratra: Mafana ny asa atỳ avaratra atỳ, izany!
8  Enti-milaza olona mampiseho fahazotoana, fahavitribitrihana amin' ny asa ataony (matetika anefa ny hoe mafana fo no ampiasaina amin' itỳ hevitra farany itỳ): Mafana Rangahy iny rehefa miasa [1.1]
Explications en anglais  9  warm, hot [1.2, 1.7]
Explications en français  10  chaud; qui a chaud [1.8]
Exemples  11  sakafo mafana miditra an-kibo ihany no odiny. [2.470]
12  Nohanina ihany, saingy nalona ela tami' ny rano mafana vao laitry ny nify. [2.472]
Dérivés 
13  Verbes actifs :
Analogues  14  mafotaka, mangotraka, marimaritra, ngorovitsika, afa-dranompanala, mahalala tondro, matimaty, mahamay, mandevy, mavaivay, mangotraka, mandoro, mivadibadika, mampitsovaka, mahavotsotra, migaingaina, midaindaina, manevoka
Mots composés 
Phytonymes 
Toponymes 

Entrée (2/2)32  Mafana
Mots élémentaires  33  mafana
Partie du discours  34  nom propre (toponyme)
Vocabulaire  35  Géographie: agglomérations
Tableaux et planches  36  Liste complète

Anagrammes  37  afanam, amafan, famana, Mafana, mafana, manafa, namafa, afanam, amafan, famana, Mafana, mafana, manafa, namafa

Mis à jour le 2023/05/27