Entry lolo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anarana ilazana amin' ny ankapobeny irao bibikely misy elatra efatra maro karazana rakotra elakelaka manify mandraraka vovobovoka ary voaravaka loko mamirapiratra [Rajemisa 1985]
 lolobe, lay [SLP 1986]
Explanations in English a butterfly [Hallanger 1973]
Explanations in French papillon [Hallanger 1974, SLP 1986]
Vocabulary 
Derivations 
Examples Ny renintantely sy ny lolo [Rakotozafy: Ratsimba]
Quotes 

Entry lolo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Araka ny finoan' ny Ntaolo: fanahin' ny olona maty mihelohelo manodidina ny velona toy ny angatra na ny matoatoa, saingy amin' ny tarehi-na lolo ary mazàna manambara zavatra na mahatonga harary [Rajemisa 1985]
  [Bara] fasana, an-dolo [Rakotosaona 1975]
Explanations in English a ghost [Hallanger 1973]
Explanations in French spectre, revenant (fantôme) [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Analogs  angatra ~ matoatoa
Quotes 

Entry lolo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Aretinkibo mahavoa tampoka [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

Entry lolo (lo)
Part of speech adjective
Explanations in French [duplicatif diminutif] [Abinal 1888]

Updated on 2022/01/25