|
|
|
|

Entrée1  lohataona
Mots élémentaires  2  loha, taona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fizarantaona voalohany amin' ny taona fa miantomboka maniry na mitsiry daholo amin' io ny zavamaniry nihintsana tamin' ny ririnina, miseho lalandava ny masoandro ka betsaka ny hainandro ary mafana ny andro; hatramin' ny volana Septambra ka hatramin' ny Novambra no faharetan' ny lohataona, izay dimbiasan' ny fahavaratra [1.1]
Explications en anglais  5  springtime [1.7]
Explications en français  6  printemps [1.8]
Exemples  7  fa lohataona ny andro izao, ka miongy ny vahoaka; [2.69]
8  fa raha kankafotra no mikoka, efa lohataona ny andro; [2.245]
Vocabulaire  9  Temps
10  Géographie: (en général)
Analogues  11  fahavaratra, fararano, ririnina
Mots composés 
Titres  13  Lohataona sy ririnina (Ratsifandrihamanana Clarisse)

Anagrammes  14  halotoana, lohataona, notalahoa, talahonao, talohanao

Mis à jour le 2023/10/08