Entry | loharano (loha, rano) | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Rano miboiboika avy ao anaty tany, izay rano avy amin' ny ranonorana naninteraka tany anaty tany ka mipoitra indray avy eo; ny loharano rehefa mitambatambatra amin' ny hafa no tonga sakeli-drano, dia renirano ary ony: Ao anaty lobolobo ao misy loharano ¶ Fototra iandohana, iavian' ny zavatra iray: Andriamanitra no loharanon' ny soa rehetra / Ny fianarana no loharano ipoiran' ny fandrosoana [Rajemisa 1985] | ||||
Explanations in English | a spring of water [Hallanger 1973] | ||||
Explanations in French | source [Hallanger 1974] | ||||
Compound words, titles, names |
| ||||
Examples | ka gaga Andrianampoinimerina raha vao nahita ny loharano tao Manohilahy [Callet: Tantara, page 606] | ||||
Quotes | Proverbs containing the word loharano | ||||
Entry | Loharano | ||||
Part of speech | name (book or play title) | ||||
Subtitle | T7 | ||||
Author | Rabemiza Basile; Randrianasolo Joseph Labre; Rakotonjanahary Benoît; Randriambololona André; Razanamanana Marie Jeanne; Randrianirinasoa Jean Hippolyte | ||||
Publishings | 1996. Ambozontany. Width: 15cm. Height: 22cm. Pages: 191. Analamahitsy. | ||||
Tables and plates | All the titles | ||||
Entry | Loharano | ||||
Part of speech | name (book or play title) | ||||
Subtitle | T8 | ||||
Author | Rakotonjanahary Benoît; Randrianasolo Joseph Labre; Razanamanana Marie Jeanne; Rabemiza Basile; Randrianirinasoa Jean Hippolyte; Randriambololona André; Ralambozafy Jean | ||||
Publishings | 1987. Ambozontany. Width: 15cm. Height: 22cm. Pages: 192. Fianarantsoa. | ||||
Tables and plates | All the titles | ||||
Entry | Loharano | ||||
Part of speech | name (book or play title) | ||||
Subtitle | T9 | ||||
Author | Randriambololona André; Rabenandrasana Alfred; Randrianasolo Joseph Labre; Rafaralahimboa Henriette; Ralambozafy Jean; Rakotonjanahary Benoît; Rabemiza Basile | ||||
Publishings | 1988. Ambozontany. Width: 15cm. Height: 22cm. Pages: 152. Fianarantsoa. | ||||
Tables and plates | All the titles | ||||
Entry | Loharano (loha, rano) | ||||
Part of speech | name (toponym) | ||||
Vocabulary | Geography: towns | ||||
Coordinates | -21.95, 48.1
-22.6166667, 47.8666667 -24.7166667, 46.8833333 -25.0833333, 46.8166667 | ||||
Toponymy | loha, rano | ||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |