Entry | loha | ||||||||
Part of speech | noun | ||||||||
Explanations in Malagasy | [Rajemisa 1985]
Faritra ambony indrindra amin' ny tenan' ny olombelona -- ary aloha indrindra kosa ho an' ny biby -- izay mizara roa: ny eo anoloana misy ny maso, orona, sofina, vava, ary ny ao an-damosina rakotry ny volo, fa ny ao anatiny kosa misy ny ati-doha fototry ny fihontsonana sy ny fisaintsainana ary ny finiavana: Nianjera izy ka vaky ny lohany (raha ny ao anatin' ny loha no lazaina, dia ny teny hoe andoha no ampiasaina: Marary ny andohako; jereo Andoha ¶ Saina: olona kely loha koa izay nametraka itỳ teto ¶ Lehibe mpitarika: Rainivoanjo no lohany tamin' io raharaha ratsy io ¶ Tendrony aloha amin' ny zavatra iray: Nifatratra tao anaty zozoro ny loha lakana ¶ Karazana: Maro loha ny sakafo narosony ho anay | ||||||||
Explanations in English | [Hallanger 1973] the head; the front part | ||||||||
Explanations in French | [Hallanger 1974] la tête; la partie avant | ||||||||
Vocabulary | Biology | ||||||||
Derivations |
| ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words, titles, names |
| ||||||||
Examples |
| ||||||||
Quotes | Proverbs containing the word loha | ||||||||
Articles | Randzavola: loha ao amin' ny Baiboly | ||||||||
Toponymy | |||||||||
Updated on 2022/07/30 |
![]() |