Entry loaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Lavaka kely, hirika: Tsy fanao ny mijery amin' ny loaka amin' ny hidim-baravarana [1.1]
Explanations in English hole through something [1.7]
Explanations in French trou [1.8]
Derivatives 
Compound words 
Synonyms hirika ~ lavaka ~ haroka

Entry loaka
Part of speech adjective
Explanations in French troué, percé [1.3]
Derivatives 
 
Compound words 
Toponyms 
Synonyms gorobaka ~ boroaka ~ borobaka ~ mangirana ~ mangobaka ~ robaka ~ tanteraka ~ trobaka ~ voatrabaka ~ voatrebika ~ voatrebona

Anagrams olaka, akalo, aloka, lakao, laoka

Updated on 2020/07/31