Entry | lentika | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Sitrika, tsy fisehoana, fidifian' ny masoandro na ny volana any ambadiky ny faravodilanitra ¶ Fahelan' ny olona irahina any amin' ny nanirahana azy, fihitsohana lalina. [Rajemisa 1985] | |
Explanations in French | submergé, plongé, enfoncé dans, disparu sous l'horizon ¶ enfoncé dans le mal, dans les embarras [Abinal 1888] | |
Derivations |
| |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |