|
|
|
|

Entrée (1/4)1  lemaka
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Marin-tampona: Tany lemaka [1.1]
Explications en français  4  plat: Mahafinaritra io tany lemaka io (Cette plaine est magnifique) [1.3]
Exemples  5  Be tany lemaka voavoatra ho tanimbary ilay izy. [2.472]
6  Ny akoran' ny mpiady nanehoeho eran' ny habakabaka sy ny tany lemaka. [2.587#]
Dérivés 
7  Verbes actifs :
8  Verbes passifs :
9  Verbes relatifs :
10  Noms :
11  Adjectifs :
Mots composés 
Toponymes 

Entrée (2/4)16  lemaka
Partie du discours  17  nom
Explications en malgache  18  Tany marin-toerana hatrany, zara raha misy ahitana lohasaha, ankandemponana: Ny lemak' i Marovoay [1.1]
19  velaran-tany mitovitovy tantana [1.13]
Explications en anglais  20  flat land [1.7]
Explications en français  21  terrain plat, plaine [1.3]
22  terrain plat [1.8]
23  plaine [1.13]
Exemples  24  Saingy nahonena azy indray ny fandadiladin' ny lemaka tomandavana ivalamparan' i Mangoro, ka nirotsaka ny ranomasony: [2.5]
Vocabulaire  25  Géographie: (en général)
Morphologie 
26  Simple :
27  Préfixée :
Analogues  28  tany marina, ankamarenana, ankapetrahana, maharemana, tamponketsa, dembademba, lembalemba, marin-tampona, deboka, komakoma, ankandemponana, lohasaha
Mots composés 

Entrée (3/4)31  lemaka
Partie du discours  32  nom
Explications en malgache  33  velatra voafaritra ny hitsy roa mifanapaka [1.13]
Explications en français  34  plan [1.13]
Vocabulaire  35  Mathématiques: géométrie
Mots composés 

Entrée (4/4)52  Lemaka
Mots élémentaires  53  lemaka
Partie du discours  54  nom propre (toponyme)
Vocabulaire  55  Géographie: agglomérations
Tableaux et planches  56  Liste complète

Anagrammes  57  alemak, lamake, Lemaka, lemaka, malake, alemak, lamake, Lemaka, lemaka, malake

Mis à jour le 2023/09/08