Entry lelika
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tototra, voasarona: Lelika ny hady
¶ Feno: Leliky ny antsanga inty ny tanimbary
¶ Tsy mahalala ny fahorian' ny sasany intsony izy, fa efa leliky ny harena [Rajemisa 1985]
Explanations in French comblé, couvert: Lelika ny hady (Le fossé est comblé) ~ Leliky ny antsanga ny tanimbarinay (Notre rizière a été couverte par les alluvions)
¶ comblé de biens, d'honneurs: Tsy mahatsiaro fahoriana izy, fa leliky ny voloa (Il ne pense p0as au malheur, parce qu'il a beaucoup d'argent) [Abinal 1888 page 399]
Derivations 
Morphology 
lelika
leliky
lelik'
Compound words, titles, names 
Examples Ary ny tanimbary leliky ny fasika! [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 177]
Quotes 

Entry lelika
Part of speech interjection [full list]
Explanations in French Lelika an! Nom d'un chien! Zut, alors!
¶ Lelika maty itỳ ! Quel connard!
¶ Lelika lahy itỳ ! Quel connard! Salaud [...]
¶ Lelika vavy itỳ ! Quelle connasse! Sal [...] [full text in Rajaonarimanana 1995 page 56]

Updated on 2020/07/31