Entry lehilahy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Teny ilazana ny lahy amin' ny karazan' olombelona, mifanohitra amin' ny vehivavy: Teo aloha nandoa karatra daholo ny lehilahy feno iraika amby roapolo taona
¶ Olona manankerimpo, mijoro amin' ny heviny, mahavita zavatra: Izany ka lehilahy!
¶ (fiteny tsy mihaja) Sakaiza na vady lahy: Lasa niaraka amin' ny lehilahiny any izy
Explanations in English  [Hallanger 1973] a man
Explanations in French  [Hallanger 1974] homme (mâle)
Derivations 
Compound words, titles, names 
Quotes 

Updated on 2020/07/31