Entrée (1/2) | 1 lavo (la) |
Partie du discours | 2 impératif du verbe passif lavina |
Explications en anglais |
3 lavina [1.2] |
Tableaux et planches |
4 Tous les impératifs passifs |
Entrée (2/2) | 5 lavo |
Partie du discours | 6 adjectif |
Explications en malgache |
7 Mianjera, potraka [1.78] 8 Potraka: Nibolisatra izy ka lavo [1.1] 9 Voazera amin' ny tany: Tolona amin' ny sakaiza tiana; aleo lavony toy izay mahalavo azy [1.1] 10 Resy: Niady hevitra izahay roa lahy ka lavony aho [1.1] 11 Maty (an-doka): Niloka tamin' ny ady baolina izahay ka lavoko ariary efapolo izy. [1.1] |
Explications en anglais |
12 Fallen. Applied mostly to living things; fig. lucky [1.2] 13 Fallen [1.7] |
Explications en français |
14 Tombé, déchu [1.8] |
Dérivés |
|
Analogues | 20 Potraka, tsirara, mitsinkasina, mianjera, miongana |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Proverbes | 26 Proverbes contenant le mot lavo |
Anagrammes | 27 lavo, lova, valo, vola |
Mis à jour le 2023/10/17 |