Entry lava
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Tsy fohy: Lava be izany akanjonao izany
¶ Mitohitohy maharitra: Lava ny fotoam-pialan-tsasatra tamin' itaỳ
Mitovy hevitra: avo dia ~ avo ranjanana ~ ezoezo ~ fezafeza ~ fizofizo ~ jakojako ~ jango ~ jaobe ~ joaka (joroaka) ~ lava dingana ~ lava fe ~ lava mitaikotaiko ~ lava ranjanana ~ lava sirana ~ lavatsindakana ~ lavatsipaikona ~ mandrindrina ~ marezoka ~ milangalanga ~ mirijarija ~ mitezotezo ~ mitsororika ~ mitsororoaka ~ mivahan-tsindrano ~ pakapaka ~ ranga ~ rapeto ~ tsy miery an-tsena ~ tsy mindran-tohatra
Explanations in English  [Richardson 1885] long, tall; without interruption
  [Hallanger 1973] long (of time and space)
Explanations in French  [Hallanger 1974] long (se dit du temps et de l'espace)
Vocabulary 
Derivations 
Antonyms 
Compound words, titles, names 
Quotes 
Toponymy Place names having the word lava (17)
Ambatolava
Amparihilava
Andranolava
Ankijanilava
  Halavaina
Hazolava
Lavajiro
Lavakianja
  Morondava
Sahalava
Sahondralava
Tamboholava
  Tanandava
Tanetilava
Vatolava
Voatavolava
  Vohilava

Entry lava
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Ny ilan-javatra be refy indrindra: Refeso kely ny lavan' ity trano itỳ / Ny sakany sy ny lavany
Morphology 
lava
lavako
lavanao
lavany
lavantsika
lavanay
lavanareo
lavan'
lavan-
lavam-
-dava
-davako
-davanao
-davany
-davantsika
-davanay
-davanareo
-davan'
-davan-
-davam-
Compound words, titles, names 
Toponymy Place names having the word lava (1): Ambohidava

Entry lava
Part of speech noun
Explanations in English  [Hallanger 1969] vato miempo avoakan' ny volokano
Vocabulary 

Updated on 2020/11/23