|
|
|
|

Entrée1  latsaka
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  (zavatra) Mianjera amin' ny tany: Latsaka ny satrony ka niondrika izy haka azy
4  Mianjera ao anaty lavaka: Latsaka tao anaty fantsakana ny zanaky ry zareo ao atsimo / Aza avelanao ho latsaka ao anatin' ny fakam-panahy izahay
5  Midina ambany, mitambotsotra: Latsaka ambany ny naotinao tamin' ny fanadinana farany
6  (olona) Tonga mahia kely noho ny aretina: Latsaka erỳ ianao izany hatramin' ny nahararianao
7  Mitete, mikoriana: Latsakany ranomasony teo am-pitantarana izany
8  Tafiditra, tafalentika: Latsaka ao antsaiko ny teninao
9  Ambany, ambaka: Tsy latsaka noho ny zokiny izy
10  Ambany noho, kely noho: Tsy latsaka ny ariary zato no nividianako io boky io
11  Fiteny amin' ny filazana ora raha mihoatra ny antsasany ka amin' izay atao fanalana amin' ny ora manaraka ny fotoana lazaina: Amin' ny sivy latsaka fahatelony izy no handeha [1.1]
Explications en anglais  12  fallen down; fallen in, to fill a certain space; entered to be a scholar in a school, a soldier, etc.; laid, as bricks, stonework, etc.; not enough; fig. dead [1.2]
13  falling down; fallen down; to flow; inferior, insufficient [1.7]
Explications en français  14  qui coule [1.3, 1.8]
15  tombé, versé, mort, né, pondu [1.3]
16  posé, placé, enrôlé, avalé, admis, approuvé, accepté, qui a pénétré [1.3]
17  inférieur [1.3, 1.8]
18  qui est descendu, qui n’atteint pas, qui n’arrive pas à, moins [1.3]
19  qui tombe; insuffisant [1.8]
Exemples  20  Latsaka ny ranomason' i Maman. [2.356]
21  Tsy latsaka ny roanjato kilao ireo! [2.471]
22  latsaka ao an-tsaiko ny teninao (vos paroles ont pénétré dans mon esprit) [1.3]
23  tsy latsaka noho ny zokiny izy (il n’est pas inférieur à son aîné) [1.3]
24  tsy latsaka izy raha hiasa (il est très fort pour le travail) [1.3]
25  latsaka ambany ny mpianany tamin' ny fanadinana (ses élèves ont été inférieurs à l’examen) [1.3]
26  tsy latsaka ny ariary folo isam-bolana ny vola azony (il ne gagne pas moins de dix piastres par mois) [1.3]
27  tongava amin’ ny fito latsaka fahefany (arrivez à sept heures moins un quart) [1.3]
Morphologie 
28  Simple :
Dérivés 
29  Verbes actifs :
30  Verbes passifs :
31  Verbes relatifs :
32  Noms :
33  Adjectifs :
Mots composés 
Phytonymes 

Anagrammes  77  alatsak, latsaka

Mis à jour le 2023/09/14