Entry | lany | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Ny rirany amin' ny an-kilany sy ny an-daniny, ny lafiny: Maroni-dany roa io, lelan' antsy io ¶ Ny tendrony, ny tendrony farany: Mbola tsy miseho ihany ny lanin' ny tafika ~ Tsy hita lany ny ranomasina ¶ Ilany: Ery an-dany andrefan' Ampamarinana no misy anay. [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Explanations in French | le bout, l'extrémité d'une chose, un côté ou une partie par rapport à l'autre: Marani-dany roa io lela antsy io (Cette lame de couteau coupe des deux côtés, a deux tranchants) ~ Apetraho eo an-dany atsimon' ny farafara ireo kiraro ireo (Mettez ces souliers du côté sud du lit) Eo an-dany atsinanana ny kianja ny tranoko (Ma maison est du côté est de la place) [Abinal 1888] | ||||||||||||
Derivations |
| ||||||||||||
Quotes | Proverbs containing the word lany | ||||||||||||
Entry | lany | ||||||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Tapitra, tsy misy intsony: Lany ny vary ao antsompitra ¶ Very foana: Lany niandry anao teto ny androko ¶ Simba, levona, hanin-javatra: Lanin' ny fositra itỳ voavahy ¶ Ampiasaina: Ohatrinona ny vola laninao nanaovana itỳ trano itỳ ¶ Tsy misy mijanona noho ny niasana taminy: Mahagaga raha lany sahady ilay pensilihazo novidiko ho anao ¶ Baboina: Lanin' ny fanjakana ny hareny ¶ Ekena, ankatoavina, azoazo, voafidy: Tsy lanin' ny be sy ny maro ny hevitrao / Lany ho solombavambahoaka Ramasaka ¶ Raisina: Lany ho miaramila ny rahalahiko ¶ Ekena, raisina: Tsy lany intsony ny vola toy itony ¶ Atao mahita faisana, hanina: Raha misy tsy manaraka izany lalàna izany dia lanintsika ¶ Tapaka: Lanin' ny mpitsara fa hohelohina folo taona izy [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Explanations in English | consumed, devoured, spent, all gone; agreed upon [Richardson 1885] | ||||||||||||
Explanations in French | dont il ne reste rien, épuisé, perdu, usé, mangé, consumé, confisqué, dépensé, employé ¶ accepté, approuvé, qui plait, qui passe ¶ réprouvé, rejeté, condamné [Abinal 1888] | ||||||||||||
Derivations |
| ||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||
Compound words, titles, names |
| ||||||||||||
Examples |
| ||||||||||||
Quotes | Proverbs containing the word lany | ||||||||||||
Entry | lany | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fofon' ny hazandrano: Maimbo lanin-trondro ¶ Ny kiran' ny hazandrano izay manarona ny tenany ¶ ilay zavatra maditidity amin' ny hoditry ny amalona [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Explanations in English | a bad smell [Hallanger 1973] | ||||||||||||
Explanations in French | l'odeur du poisson, des caïmans, des canards; les écailles des poissons, la matière visqueuse qui se trouve sur la peau des anguilles [Abinal 1888] | ||||||||||||
mauvaise odeur [Hallanger 1974] | |||||||||||||
Derivations |
| ||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |