|
|
|
|

Entrée lalina
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Enti-milaza izay misy elanelany be ny tampony na ny vavany sy ny fanambaniny na ny vodiny: Lalina itỳ rano ity ~ Latsaka tao anaty tevana lalina izy
Mangitsokitsoka
Enti-milaza teny na hevitra voafototra tsara, tsy misafosafo ivelany fotsiny: Lalina ny hevitra naposak' ilay mpandahatra
Fatratra, mahatalanjona, lehibe: Lalina izy raha hikabary ~ Lalina ny fahoriana nahazo azy [1.1]
Explications en anglais Deep [1.2, 1.7]
 Profound [1.2]
Explications en français Profond au physique et au moral, fameux, fort, éminent, extrême en son genre [1.3]
 Profond [1.3, 1.8]
Exemples Tsy lalina ilay lava-bato, ka tafiditra tsara tao ny fahazavan'ny kintana, ary nahazo nijery sy nandinika tsara ny tarehin-dRazaimalala izy. [2.324]
Dérivés 
Antonymes 

Entrée lalina
Partie du discours nom
Explications en français  [Tanosy] (dans son sens général ce mot, tiré du malais dalam, signifie remarquable, exceptionnel). C'est le nom général des arbres appartenant aux genres Homalium et Bivinia (Salicaceae). Leurs bois durs et de bonne conservation ont en effet d'excellentes qualités. [1.196]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/05/26