Entry | lainga | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Filazana mifanohitra amin' ny marina: Vaky ny laingan' Isambilo; hay fahafolo izy fa tsy voalohany ¶ Filazana ho marina ny zavatra fantatra fa tsy marina hamitahana olona: Mivelona amin' ny lainga io olona io [Rajemisa 1985] | ||||
Explanations in English | a lie [Richardson 1885, Hallanger 1973] | ||||
a falsehood [Richardson 1885] | |||||
Explanations in French | mensonge [Abinal 1888, Hallanger 1974] | ||||
fausse apparence ¶ figuré: un peu plus que ce qu'il faut ou un peu moins: Misy lainga io mizana io (Cette balance n'est pas bien juste) [Abinal 1888] | |||||
Derivations |
| ||||
Antonyms | marina | ||||
Examples |
| ||||
Quotes | Proverbs containing the word lainga | ||||
Articles | Randzavola: lainga ao amin' ny Baiboly | ||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |