Entry |
lahy
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | [Rajemisa 1985]
Manana ny fomba na toetran-dehilahy: Hanao tantsambo hono ny zanany lahy. |
Explanations in English | [Hallanger 1973]
masculine |
Explanations in French | [Hallanger 1974]
mâle, masculin |
| [Andilidine: Lexique (takila L)]
[Sakalava-Mayotte]
mâle |
Examples |
|
Toponymy |
|
|
Entry |
lahy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Rajemisa 1985]
Teny entina milaza olona na biby mifanohitra amin' ny vavy. Raha itenenana olona ny hoe lahy dia fampiasa: 1) Hilazana zanaka lahy: Dimy mianadahy ny zanako; telo vavy, roa lahy. 2) Miaraka amin' ny teny milaza isa: Dia niainga izy roa lahy. 3) Ilazana ny vady lahy: Rasoa no ao fa ny lahy vao lasa nivoaka |
Explanations in English | [Hallanger 1973]
a male, a man; a husband |
Explanations in French | [Hallanger 1974]
mâle; homme; mari |
Derivations |
Morphology |
lahy
lahiko
lahinao
lahiny
lahintsika
lahinay
lahinareo
lahin'
lahin-
lahim-
| |
-dahy
-dahiko
-dahinao
-dahiny
-dahintsika
-dahinay
-dahinareo
-dahin'
-dahin-
-dahim-
| |
|
Antonyms |
Compound words, titles, names |
|
Examples |
|
Quotes |
Toponymy |
|
|
Entry |
lahy
|
Part of speech | interjection
|
Explanations in Malagasy | [Rajemisa 1985]
Tenim-piontanana enti-milaza:
1) Alahelo, tsy fanampoizan-javatra: Lasa tokoa lahy izy!
2) Fiangaviana na fangatahana somary miambezo: Mba omeo aho lahy!
3) Fisalasalana, tsy fahalalana: Asa lahy! fa tezitra foana teo izy
4) Faniriana: Raha nanam-bola aho lahy novidiko itỳ saha itỳ |
Explanations in English | [Richardson 1885]
used in phrases like: asa lahy!,
tsara lahy!,
maty lahy!
|
Compound words, titles, names |
|
|