|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 lafo |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Be vidy, tsy taka-bola: Lafo ny vary tamin' itỳ fa tafakatra roa ambin' ny folo ny kilao.
4Efa lasan' olona: Ento aty hojereko io satroka io fa hovidiko. -- Efa lafo io, tompoko. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5sold; expensive.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6vendu; qui coûte cher.
[1.8] |
| Ohatra |
7 Siramamy roa sobika nokarakaraina nandritra ny herinandro no nentiny hamidy, ary lafo daholo ireny.
[2.470]
|
| Sampanteny |
|
| Tohi-kevitra | 17mora |
| Mpanahaka | 18 bevidy, 19 hangana, 20 hentona, 21 maneno, 22 sarobidy, 23 sarotra, 24 tsyazovidina, 25 tsyazonnykelyvola, 26 tsymahaleonysaranynyvidiny, 27 tsytakatra, 28 tsytakatrynymalahelo |
| Kamban-teny rehetra | 29Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Ohabolana | 30 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 31 lafo |
| Sokajin-teny | 32 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
33lasam-bidy.
[Sihanaka]
[1.78] |
| Teny iditra (3/4) | 34 lafo |
| Sokajin-teny | 35 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
36Hazandrano misy tsilony ka manaintaina ohatra ny asian' ny maingoka ny voatsindrony.
[Sakalava]
[1.1] |
| Voambolana | 37 Haibiby: trondro |
| Ohabolana | 38 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (4/4) | 39 lafo |
| Sokajin-teny | 40 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
41(autre prononciation de lafika . lafo, adjectif, veut dire : « qui se vend cher », ce qui était vrai, à une certaine époque, pour le crin végétal). Chrysalidocarpus mananjarensis Jum. & H.Perrier (fichier manuscrit de R. Decary)..
[Betsimisaraka]
[1.196] |
| Voambolana | 42 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 43 falo, Falò, 44 Fola, 45 lafo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/08 |
|