Entry lafatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Fifanoherana misy andaniny sy ankilany.
Explanations in French  [Abinal 1888] opposition, comme celle de deux armées, de deux parties qui plaident; action de cerner, d'assaillir de plusieurs côtés; opposition de plusieurs individus ou objets les uns contre les autres, pieds contre pieds, bouts contre bouts
Derivations 
Compound words, titles, names 

Entry lafatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Ambaratongam-pahefana, fari-pahefana, laharana: Ny lafatry ny fanjakana
¶ Lalàna mbamin' ny fomban-tany manan-kery toy ny lalàna, ary ny fankatoavana sy fanarahana azy: Tsy araka ny lafatra ny nataonao
¶ Tonga lafatra: tanteraka avokoa ny lalàna mbamin' ny fomban-tany momba ny zavatra iray: Tsy tonga lafatra itỳ karatrao itỳ fa tsy voatomboka sy tsy voaisy sonia
  [SLP 1986] zanatohatra
Explanations in English  [Hallanger 1973] rank
Explanations in French  [Hallanger 1974] rang
  [SLP 1986] gradin; escabeau
Compound words, titles, names 

Entry lafatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rakotosaona 1975] [Tambahoaka] tatatra
Explanations in French  [Rakotosaona 1975] [Tambahoaka] entailles
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31